|
|
|
|

Teny iditra1  arahaba nomen' andriamanitra ny hitsiny
Singan-teny  2 arahaba, 3 omena, 4 Andriamanitra, 5 hitsy
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy olona nampinomina ka velona soa aman-tsara. [1.1]
Voambolana  8  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12